FANEHOAM-PITIAVANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tanam-bokovoko
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Tsy mendrika kanefa tsy tononkira.serasera.org nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao sgmtl soa
Mba hanadio wdomxiy ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra
Mihira fiderana
Ny olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy azonay atao
Eo gaeb anatrehanao
Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona ahy anio hibanjina
‘lay hazo fijaliana ho fifaliana
Tsy hahitana izany hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra
Ray ô! Fitiavana Ianao
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Tsy mendrika kanefa tsy tononkira.serasera.org nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao sgmtl soa
Mba hanadio wdomxiy ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra
Mihira fiderana
Ny olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy azonay atao
Eo gaeb anatrehanao
Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona ahy anio hibanjina
‘lay hazo fijaliana ho fifaliana
Tsy hahitana izany hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra
Ray ô! Fitiavana Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 798
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 01/12/2022 13:13
