FALY AVOKOA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro jyocy fifaliana lehibe×2
Ho an'izao tontolo izao×2

Faly avokoa tononkira.serasera.org izao rehetra izao
Fa tonga soa Ianao
Ry Tompo sy mpanjakanay
Midira izao ato am-ponay
Ny tany aman-danitra
Finaritra mihira ho Anao
Ny tany aman-danitra ukfyv midera Anao

Indro fifaliana lehibe×2
Ho an'izao tontolo izao×2

Mitondra izao rehetra izao
Ny fahasoavany
Sy ny fahamarinany
Miaiky izao tontolo bvupp izao
Mamirapiratra
Ny voninahiny
Tena mahagaga ny fitiavany

Indro fifaliana lehibe×2
Ho an'izao tontolo izao×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325