FALY AVOKOA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro fifaliana lehibe×2
Ho an'izao tontolo izao×2

Faly avokoa izao rehetra izao
Fa tonga soa Ianao
Ry Tompo sy mpanjakanay
Midira izao ato am-ponay
Ny tany hvmzqmqv aman-danitra
Finaritra mihira ho Anao
Ny tany tononkira.serasera.org aman-danitra midera Anao

Indro fifaliana lehibe×2
Ho an'izao tontolo izao×2

Mitondra izao rehetra izao
Ny fahasoavany
Sy ny yqinirqu fahamarinany
Miaiky izao tontolo izao
Mamirapiratra
Ny voninahiny
Tena mahagaga ny fitiavany

Indro sxthi fifaliana lehibe×2
Ho an'izao tontolo izao×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296