AVIA RY MINO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry mino hifaly sy hihoby
Avia avia hakany Betlehema
Teraka Jesoa izay tompon'ny Anjely
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Tompon'ny Tompo Andriananahary
Nefa dia mba zana- behivavy koa
Zanak'i Maria kanefa Zanahary
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Mifalia, miravoa ianao
F'efa tonga ho anao ny mesia
Ireo anjely sy mpiandry ondry no nampiely
Sy nankalaza an'ilay zaza izay nandrasana
Noely, bqbk noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Derao ny anjely mihobia mafy
Ry mponina ao an-danitra ao ambony ao
Ny dera sy ny tononkira.serasera.org laza atolory Azy×2
Ny iotqkwgp voninahitra sy haja, haja atolory Azy
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
He arahaba ianao fa tonga ety cfntx an-tany
Ry tomponay mpamonjy sy mpajakanay
Fa fitiavanao izao tontolo izao
No nanekenao hidina tety an-tany,ety an-tany
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Avia avia hakany Betlehema
Teraka Jesoa izay tompon'ny Anjely
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Tompon'ny Tompo Andriananahary
Nefa dia mba zana- behivavy koa
Zanak'i Maria kanefa Zanahary
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Mifalia, miravoa ianao
F'efa tonga ho anao ny mesia
Ireo anjely sy mpiandry ondry no nampiely
Sy nankalaza an'ilay zaza izay nandrasana
Noely, bqbk noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Derao ny anjely mihobia mafy
Ry mponina ao an-danitra ao ambony ao
Ny dera sy ny tononkira.serasera.org laza atolory Azy×2
Ny iotqkwgp voninahitra sy haja, haja atolory Azy
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
He arahaba ianao fa tonga ety cfntx an-tany
Ry tomponay mpamonjy sy mpajakanay
Fa fitiavanao izao tontolo izao
No nanekenao hidina tety an-tany,ety an-tany
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 1428
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:43
