AVIA RY MINO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry mino hifaly sy hihoby
Avia avia hakany Betlehema
Teraka Jesoa izay tompon'ny Anjely
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Tompon'ny sktnwng Tompo Andriananahary
Nefa dia mba zana- behivavy koa
Zanak'i lzqkse Maria kanefa Zanahary
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Mifalia, miravoa ianao
F'efa tonga ho anao ny mesia
Ireo anjely sy mpiandry ondry no nampiely
Sy nankalaza an'ilay zaza izay nandrasana
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Derao ny anjely mihobia mafy
Ry mponina ao an-danitra ao ambony ao
Ny dera sy ny laza atolory Azy×2
Ny voninahitra sy haja, haja atolory Azy
Noely, noely, tononkira.serasera.org noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
He arahaba ianao fa tonga ety an-tany
Ry tomponay mpamonjy sy mpajakanay
Fa fitiavanao izao tontolo izao
No nanekenao hidina grdhma tety an-tany,ety an-tany
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Avia avia hakany Betlehema
Teraka Jesoa izay tompon'ny Anjely
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Tompon'ny sktnwng Tompo Andriananahary
Nefa dia mba zana- behivavy koa
Zanak'i lzqkse Maria kanefa Zanahary
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Mifalia, miravoa ianao
F'efa tonga ho anao ny mesia
Ireo anjely sy mpiandry ondry no nampiely
Sy nankalaza an'ilay zaza izay nandrasana
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Derao ny anjely mihobia mafy
Ry mponina ao an-danitra ao ambony ao
Ny dera sy ny laza atolory Azy×2
Ny voninahitra sy haja, haja atolory Azy
Noely, noely, tononkira.serasera.org noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
He arahaba ianao fa tonga ety an-tany
Ry tomponay mpamonjy sy mpajakanay
Fa fitiavanao izao tontolo izao
No nanekenao hidina grdhma tety an-tany,ety an-tany
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 1548
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:43
