AVIA RY MINO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry mino hifaly sy hihoby
Avia avia hakany Betlehema
Teraka Jesoa izay tompon'ny Anjely
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Tompon'ny Tompo Andriananahary
Nefa dia mba zana- behivavy koa
Zanak'i Maria kanefa Zanahary
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Mifalia, miravoa ianao
F'efa tonga ho anao ny mesia
Ireo anjely sy mpiandry ondry no nampiely
Sy nankalaza an'ilay zaza izay nandrasana
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Derao ny anjely mihobia mafy
Ry mponina ao an-danitra ao ambony awped ao
Ny dera sy ny laza atolory Azy×2
Ny voninahitra sy haja, haja zvkb atolory Azy
Noely, noely, noely maminay
Noely, atbcrir noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
He arahaba ianao fa tonga ety an-tany
Ry tomponay mpamonjy tononkira.serasera.org sy mpajakanay
Fa fitiavanao izao tontolo izao
No nanekenao hidina tety an-tany,ety an-tany
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Avia avia hakany Betlehema
Teraka Jesoa izay tompon'ny Anjely
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Tompon'ny Tompo Andriananahary
Nefa dia mba zana- behivavy koa
Zanak'i Maria kanefa Zanahary
Avia hitsaoka fa Tomponao tokoa
Mifalia, miravoa ianao
F'efa tonga ho anao ny mesia
Ireo anjely sy mpiandry ondry no nampiely
Sy nankalaza an'ilay zaza izay nandrasana
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
Derao ny anjely mihobia mafy
Ry mponina ao an-danitra ao ambony awped ao
Ny dera sy ny laza atolory Azy×2
Ny voninahitra sy haja, haja zvkb atolory Azy
Noely, noely, noely maminay
Noely, atbcrir noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
He arahaba ianao fa tonga ety an-tany
Ry tomponay mpamonjy tononkira.serasera.org sy mpajakanay
Fa fitiavanao izao tontolo izao
No nanekenao hidina tety an-tany,ety an-tany
Noely, noely, noely maminay
Noely, noely
Noely tsy ho adinonay mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 1487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:43
