ANDRAMO KA IZAHAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Andramo ka izahao e! Fa tsara Jehovah 'lay Andriamanitra
Raha mino Azy ianao de omeny anao ilay gjmfqb fiainana mandrakizay
1- Izay miara-dia amin'ny Tompo tsy maintsy mandresy
Na de mamingana ireo devoly fetsy
Jesosy tokana ihany raha te ho tafita
Lala-mizotra makany amin'ilay murv paradisa
Refrain:
Andramo ka izahao e...
2- Ity tany ity re ry nama tsy haharitr'ela
Izay variana ety dia tsy maintsy ho jcklwpn tavela
Aza mba mangatak'andro f'izao dieny izao
Raiso Jesosy hanapaka ny fiainanao
Refrain :
Andramo ka tononkira.serasera.org izahao e....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 884
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 30/11/2022 20:00