ANDRAMO KA IZAHAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Andramo ka izahao e! Fa tsara Jehovah 'lay Andriamanitra
Raha mino Azy ianao de omeny anao ilay fiainana mandrakizay
1- Izay miara-dia amin'ny Tompo tsy maintsy mandresy
Na de mamingana ireo devoly fetsy
Jesosy tokana ihany raha te ho tononkira.serasera.org tafita
Lala-mizotra makany amin'ilay paradisa
Refrain:
Andramo ka izahao e...
2- Ity tany ity re ry nama tsy haharitr'ela
Izay variana ety dia tsy maintsy ho tavela
Aza mba mangatak'andro f'izao jzneov dieny izao
Raiso Jesosy hanapaka ny fiainanao
Refrain : nfxtnq
Andramo ka izahao e.... bcgthqea

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 798
Likes : 0 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 30/11/2022 20:00