ANDRAMO KA IZAHAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Andramo ka pxfturt izahao e! Fa tsara Jehovah 'lay Andriamanitra
Raha mino Azy tononkira.serasera.org ianao de omeny anao ilay fiainana mandrakizay
1- Izay miara-dia amin'ny Tompo tsy maintsy mandresy
Na de mamingana ireo devoly fetsy
Jesosy tokana ihany raha te ho tafita
Lala-mizotra makany edbru amin'ilay paradisa
Refrain:
Andramo ka izahao e...
2- Ity tany ity re ry nama tsy haharitr'ela
Izay variana ety dia tsy maintsy qvkwyjao ho tavela
Aza mba mangatak'andro f'izao dieny izao
Raiso Jesosy hanapaka ny fiainanao
Refrain :
Andramo ka izahao e....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 883
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 30/11/2022 20:00