Tsy ny lalana no sarotra (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny làlana no sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlana no sarotra fa ny sarotra no làlana

Kristiana namako ô tsy maintsy mijaly isika
Kristiana namako ô tsy maintsy sedraina isika
Kristiana namako ô aoka’ hifaly isika
Fa efa mby akaiky e! ny famonjena antsika

Kristiana namako ô tsy maintsy mijaly isika
Kristiana namako ô tsy maintsy sedraina isika
Kristiana ixvzgzhf namako ô aoka’ hifaly isika
Fa efa mby akaiky e! ny famonjena antsika

Iny Jesosintsika iny e! niakatra any an-danitra
Talohan‘ tononkira.serasera.org ny nandehanany izy e! nanafatrafatra hoe
Mitandrema ianareo sao voafitakin’ny mpaminany sandoka
Mivavaha mandrakariva e! aza mitsahatra

Iny Jesosintsika iny e! niakatra any an-danitra
Talohan‘ ny nandehanany izy e! nanafatrafatra hoe
Mitandrema ianareo sao voafitakin’ny mpaminany sandoka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka

Tsy ny làlana no sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlana no sarotra fa ny sarotra ytje no làlana

Tsy ny làlanano sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlanano sarotra na dia osxpa maizina mikitroka aza
Tsy ny làlanano sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlanano sarotra fa ny sarotra no làlana

KT Ambatovinaky

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKY
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 01/09/2026 14:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302