You are here: home > Tononkira > KT AMBATOVINAKY

Ho aiza moa ianao (KT AMBATOVINAKY)

1. Ho aiza moa hianao mba lazao mba lazao              
ambarao ho aiza re ny dianao?
Moa ve  tsapanao, hoe zovy moa hianao
ary fantatrao ny hiafarana?
Mba henoy re! ‘lay feo miantso
Feon’Ilay Ray manakoako
Mitaonanao hoe miverena  modia ka manenena
ialao ny fomba ratsy izay nani mba hatrizay
Ovay ny fo sy ny fanahy mba ho vaovao indray
ka hanaiky handray lay Zanaky ny RayTsiky dia ampy
Sambatra tokoa ry Tompo be fitia
Raha toa ny  tànanao no hitantana
Matoky Anao ka tsy mba hanahy tsy hanatahotra aho
Fa Hianao Jesosy irery ihany no hitarika ahy
Ny Herinao zay tsy mety lefy no itafianay
ka ho mànda hiaro izay alehanay

2. Ô ry  mpivahiny, mba lazao mba lazao            
Fantatrao ve ny any am-parany any?
Koa nahoana ianao no makafy hatrany
ireo rendrarendran’ny tany?
Mba henoy ....

Mpihira : KT AMBATOVINAKY
Mpamaky : 1728
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : aronavalona
Tamin'ny : 20/01/2017 08:06:48
ID : 9096

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo