Hanaraka anao (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tantara iray ity ‘zay ho jfsnu lazaiko anao
tantaran’ny lehilahy izay fatra-pangatak’andro
nantsoin’i Tompo :
Avia hanaraka ahy ianao
tsy nety ralehilahy
Fa namaly an’i Jesosy tononkira.serasera.org hoe :
Hanaraka Anao aho nefa aoka kely aloha ry Tompo
fa mbola handevina
handevina ny raiko aho e !
Henoy ny Tomponao
Miantso anao andao
Avia hanaraka ahy e !
Izy no mampahatsiahy shpiktxv e !
Mbola hangatak’andro ve?
Jesosy no miantso
Sao dia tara loatra
Aza manjehy ny andro ho lava
Andeha mitoria izao Ny Filazantsara
Jesosy manambara manambitamby anao hoe :
Aoka ny maty handevina ny maty
Fa ianao kosa andeha hanaraka ahy izao e!
Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy
Aoka ny maty handevina ny maty ao oeztn aminy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKYVangy : 3002
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 08:51