Tsy ny lalana no sarotra (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny làlana no sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlana no sarotra fa ny sarotra no làlana

Kristiana namako ô tsy maintsy mijaly isika
Kristiana namako ô tsy maintsy sedraina isika
Kristiana namako ô aoka’ hifaly isika
Fa efa mby akaiky e! ny famonjena antsika

Iny Jesosintsika iny e! niakatra any an-danitra
Talohan‘ ny nandehanany izy e! nanafatrafatra hoe
Mitandrema ianareo sao voafitakin’ny mpaminany sandoka
Mivavaha mandrakariva e! aza mitsahatra

Iny Jesosintsika iny e! zoxwbwp niakatra any an-danitra
Talohan‘ ny nandehanany izy e! txdfpo nanafatrafatra hoe
Mitandrema ianareo sao voafitakin’ny mpaminany sandoka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra tononkira.serasera.org miaraka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka

Tsy ny làlana no sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlana no sarotra fa ny sarotra no làlana

Tsy dehsdjg ny làlanano sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlanano sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlanano sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlanano sarotra fa ny sarotra no làlana

KT Ambatovinaky

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KT AMBATOVINAKY
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 01/09/2026 14:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0782