AMPIRAISO FO (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampiraiso fo ny mpanomponao
Ampangino avokoa ny feo tsy avy xyjzudt Aminao
Tompo o! Henoy, henoy ny vavakay!
Tompo o! Asehoy ny voninahitrao!
Vava iray, saina iray
No entina hiderana Anao Andriamanitray!
Firenenay Jesosy o! Tahio!
Fiangonanay Jesosy o! Vangio!
Fikambananay Jesosy o! tlldghcx Jereo!
'Zahay tononkira.serasera.org tsirairay Jesosy o! Tefeo!
Tefeo!
Avia Jesosy o! Tomoera aminay
Aza ljqifmni avelanao handà toa an'i Petera izahay
Ataovy manoa Anao
Ataovy manaiky Anao
Ataovy iray làlana fa samy zandrinao!
Ampiraiso fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKY
Vangy : 4008
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 09:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3803