Misaora Azy (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ny fo tafahaona indray
Tafahaona ato an-tranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jesoa Kristy

Maro fakam-panahy 'zao fiainana izao
Ao satana ta-hamitaka anao
Aok'isika hatoky an'Andriamanitra Ray
'Zay nitantana antsika hihaona indray
Misaora Ilay hgmjshov Mpamonjy tia
F'Izy no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy Izy ka gskcie matokia
Fa hataony tononkira.serasera.org mpandresy ianao dieny ety

Mihirà fiderana
Omeo Azy ny haja sy ny voninahitra
Haleloia! Hosana!
Ho Anao thkfj 'Lay fahazavana
Raiso re ny voninahitra mandrakizay

Mandrakizay, Mandrakizay,
Mandrakizay, Mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKY
Vangy : 2568
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 08:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031