Tsy ny lalana no sarotra (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny làlana no sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlana no jdnoxm sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlana no sarotra fa ny sarotra no làlana

Tsy ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra

Kristiana namako ô tsy maintsy mijaly isika
Kristiana namako ô tsy maintsy sedraina isika
Kristiana namako ô aoka’ hifaly isika
Fa efa mby akaiky e! ny famonjena antsika

Iny mrwhvmqr Jesosintsika iny e! niakatra any an-danitra
Talohan‘ ny nandehanany izy e! nanafatrafatra hoe
Mitandrema ianareo sao voafitakin’ny mpaminany sandoka
Mivavaha mandrakariva e! aza mitsahatra
Iny Jesosintsika iny e! niakatra any an-danitra

Aoka tononkira.serasera.org ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka
Aoka hpgver ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka

Tsy ny làlanano sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlanano sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlanano sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlanano sarotra fa ny sarotra no làlana
KT Ambatovinaky

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT AMBATOVINAKYHits : 198
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 01/09/2026 14:50