Roahy ny devoly (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roahy, roahy, roahy, roahy ny ouwkyr devoly
Roahy, roahy, roahy, aza pbfogjj avela hiditra eto
Roahy, roahy, roahy, aza omena toerana
Roahy, miala! amin’ny anaran’i JESOSY!
Aza manaiky, ho rebirebena, aza manaiky
Aza manaiky, ho fetsifetsena, aza manaiky
Aza manaiky, ho angolingoleny, aza manaiky
Aza manaiky, fiarahana miasa, aza manaiky
Satana, mandehana miverina any amin’ny Afo-be
Tsy misy, tsy misy toerana ho anao eto ô!
Sasa-poana ny devoly
Fa tononkira.serasera.org tsy sstmwv hiala amin’i Jesosy izahay
Fa Jesosy avy any Nazareta no tompoinay
Tsy hivadika amin’ny Jesosy na oviana na oviana izahay
Fady ny devoly sy ny asany rehetra izahay
Fady izahay
Fampianaran-diso hoentin’ny satana hamitaka anay
Lavinay tsy ekenay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KT AMBATOVINAKY
Hits : 3026
Likes : 1 Like
Created by : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.802