tanindolo (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana vy tao ambanin’ny tany e!
Vita ny famaky tononkira.serasera.org sy fitaovana hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso koa ny loko feno hazo ny tontolo

Nipoitra indray ireo kamo tsy mba te hisasatra
Nanjary famonoana ny famaky sy lefona
Tsy nisy voa firy mba nivoaka
Fa ny olona indray no voaloadoaka

S.O.S ndao vonjena ny tontolo
S.O.S sao lasa tanindolo

May ddfvov ny tanety lasa efitra sy dezaka
Tsy lafo ny angady ka niova indray fkwfolmo ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary rfwlkb babangoana ka mitaraina

SO.S...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 3838
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 31/07/2002 15:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519