Tehina (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i Neny xgqp ianao
Izy no andry tsy hampianjera anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tononkira.serasera.org tsy cuxyzja mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina foana
Nitombo ny yhxqav taona sy ny fara mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao
Ka nitehina tamin’i Neny xgqp ianao
Izy no andry tsy hampianjera anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tononkira.serasera.org tsy cuxyzja mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina foana
Nitombo ny yhxqav taona sy ny fara mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 7283
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 22:21
