Fitia vaovao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava tongava hoy ianao
Fa manantena foana aho
Ny alahelo tsy hisava
Raha tsy eo anilanao

Reko meenmh fa hoe efa tonga
Ireo olon-dehibe
Izaho anefa mbola te ho tononkira.serasera.org any
Atao odem ahoana nefa izany

Matokia mxsid matokia hoy ianao
Tsy maintsy ho hita eo zay atao
Aiza ve dia ho rava amin’izao
Ity fitia vaovao

Afon’apombo mitsilopilopy
Ny fitiavantsika
Aiza ve dia ho rava amin’izao
Ity fitia fitia vaovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1432