You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

Tsy ho ahy ianao (Iraimbilanja)

Indraindray misy teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po

Fiv : Nefa atao ahoana moa
       satry tokoa hoe isika roa
       ho tafara-dalana indray
       izaho sy ianao hifandao
       tsy ho ahy ianao

’zatononkira.serasera.orgho tsy ho adala fihevitra toa fihevi-jaza
mahalasa saina mahavaky loha
fitia voarara, fitia voaozona
marary anaty, tia tokoa

Fiv : ...

Indraindray misy teny tsy tsaroana
mandrotik’aina mankarary fo
fiteny mamy zary ompa zary ozona
latsaka anaty ao am-po


Izaho sy ianao hifandao
Tsy ho ahy ianao

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 13836
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/11/2004 22:55:39
ID : 2768

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo