Lazao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazao mba lazao azy
Nahoana hono ianao no elabe tsy nandalo
Izy hono hoe sasamiandry
Miandry anao
Lazao mba lazao izy
Fa nisy inona sa izaho nanao inona
Tsy tonga intsony izy mba namangy
Toy ny taloha

Sarotra ve
Raha mandalo any ianao mampandre
Izy hono hoe sasatra miandry
Sarotra ve
Raha mandalo any ianao mampandre
Izy hono hoe tsy tafandry mandry
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/iraimbilanja/lazao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 6309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 23/07/2002 18:10
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0812