Rindrin'efatra (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina sady mangatsiaka ireo rindrin’efatroTsy miteny sady tsy mamaly ireo tafo sy gorodoko (2)
Soa fa nisy varavarankely
Ahazoako mijery
Soa misy varavarambe
Ahazoako mivoaka sy mandeha (2)
Tranon-kala no mandravaka ireo tolanako
Lavaka fieren-kadradraka no mba fananako
Maizina sady ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 7997
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 20:37