You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

Sora-piankohonana (Iraimbilanja)

Tamin'izay andro izay, nifanena tampoka izahay
Saika hivily làlana izy angamba, nody tsy tsy nahita sy tsy te hahalala
Nantsafaiko narahabaina, zara fa namaly, hitako hoe nalaina
NohatonikTsiky dia ampyo izy, tsy afaka niala, nosahirana mitantana ireo zaza

Ay tokoa moa nisy ny taloha, ialako tsiny avokoa
Noheveriko fa hoe kilalao, niniana natao

...

Ts'isy sora-piankohonana, tsy zanaky ny fiangonana

...
NSCorp.

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 342
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : NSCorp
Tamin'ny : 14/09/2020 17:57:59
ID : 13037

Sokajy