Ampidiro aloha ny tenimiafina
tanindolo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana vy tao ambanin’ny tany e!
Vita ny famaky sy fitaovana hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso huiio koa ny loko feno hazo ny tontolo
Nipoitra indray ireo kamo tsy mba te hisasatra
Nanjary famonoana ny tononkira.serasera.org famaky sy lefona
Tsy nisy voa rrwrhbgm firy mba nivoaka
Fa ny olona indray no voaloadoaka
S.O.S ndao vonjena ny tontolo
S.O.S sao lasa tanindolo
May ny tanety lasa efitra sy dezaka
Tsy lafo ny angady jvfsiwl ka niova indray ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary babangoana ka mitaraina
SO.S...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 3753
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/07/2002 15:16