Ampidiro aloha ny tenimiafina
tanindolo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana jmmx vy tao ambanin’ny tany e!
Vita ny famaky sy fitaovana qqaxkcd hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso koa ny loko feno hazo ny tontolo
Nipoitra indray ireo kamo tsy mba te hisasatra
Nanjary famonoana ny famaky sy lefona
Tsy nisy voa firy mba nivoaka
Fa ny olona indray no voaloadoaka
S.O.S ndao tononkira.serasera.org vonjena ny tontolo
S.O.S sao lasa tanindolo
May ny tanety lasa efitra sy dezaka
Tsy lafo ny angady ka niova indray ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary babangoana ka mitaraina
SO.S...
lwnhwi

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 3839
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 31/07/2002 15:16