Rock S.O.S (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalina ny rano
Izaho tsy mahay milomano
Ka vonjeo ry mpandalo sao lasany any
Latsaka afovoany aho
Ka tononkira.serasera.org miantso sy mitalaho
Itsory pjohd wjrapxgr tanana aho ho eny aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Sempotra sy kenda
Ny aina efa any an-tenda
Ka vonjeo ry mpandalo azafady
Miletika miboboka rano
Idiran’ny loza sy atambo
Fadiranovana aho brvdpdu mihoatra aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Koaka no nanaitra
Tamin’ny nofy ratsy tsy laitra
O jereo fa ny andro efa mazava
Dobodoboky ny hafaliana
Petsapetsan’ny fahoriana
Ka velombelombolo hitantara aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Izaho tsy mahay milomano
Ka vonjeo ry mpandalo sao lasany any
Latsaka afovoany aho
Ka tononkira.serasera.org miantso sy mitalaho
Itsory pjohd wjrapxgr tanana aho ho eny aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Sempotra sy kenda
Ny aina efa any an-tenda
Ka vonjeo ry mpandalo azafady
Miletika miboboka rano
Idiran’ny loza sy atambo
Fadiranovana aho brvdpdu mihoatra aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Koaka no nanaitra
Tamin’ny nofy ratsy tsy laitra
O jereo fa ny andro efa mazava
Dobodoboky ny hafaliana
Petsapetsan’ny fahoriana
Ka velombelombolo hitantara aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 4417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 09/06/2002 19:41
