Rock S.O.S (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalina ny rano
Izaho tsy mahay milomano
Ka vonjeo ry mpandalo sao lasany any
Latsaka afovoany aho
Ka miantso sy mitalaho
Itsory tanana aho ho eny aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Sempotra sy kenda
Ny aina efa any an-tenda
Ka vonjeo ry mpandalo azafady
Miletika miboboka rano
Idiran’ny tononkira.serasera.org loza sy atambo
Fadiranovana aho mihoatra aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Koaka no nanaitra
Tamin’ny nofy dorcdgq ratsy ysfykp tsy laitra
O jereo fa ny andro efa mazava
Dobodoboky ny hafaliana
Petsapetsan’ny fahoriana
Ka velombelombolo nfbset hitantara aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Izaho tsy mahay milomano
Ka vonjeo ry mpandalo sao lasany any
Latsaka afovoany aho
Ka miantso sy mitalaho
Itsory tanana aho ho eny aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Sempotra sy kenda
Ny aina efa any an-tenda
Ka vonjeo ry mpandalo azafady
Miletika miboboka rano
Idiran’ny tononkira.serasera.org loza sy atambo
Fadiranovana aho mihoatra aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
Koaka no nanaitra
Tamin’ny nofy dorcdgq ratsy ysfykp tsy laitra
O jereo fa ny andro efa mazava
Dobodoboky ny hafaliana
Petsapetsan’ny fahoriana
Ka velombelombolo nfbset hitantara aminao
Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 4419
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 09/06/2002 19:41
