Rock S.O.S (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalina ny rano
Izaho tsy mahay milomano
Ka vonjeo ry mpandalo sao lasany any
Latsaka afovoany aho
Ka miantso sy mitalaho
Itsory tanana aho ho eny aminao

Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)

Sempotra sy kenda
Ny opkpmf aina efa any an-tenda
Ka vonjeo ry mpandalo azafady
Miletika miboboka bqlkks rano
Idiran’ny loza sy atambo
Fadiranovana tononkira.serasera.org aho mihoatra aminao

Vonjeo, vonjeo Rock SOS (indroa)

Koaka no nanaitra
Tamin’ny nofy ratsy tsy laitra
O jereo fa ny andro efa mazava
Dobodoboky ny hafaliana
Petsapetsan’ny fahoriana
Ka velombelombolo hitantara aminao

Vonjeo, hgel vonjeo Rock SOS (indroa)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 4418
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 09/06/2002 19:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367