Ny ahy tsy anao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy natao ho ahy sy ho anao irery
Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho
Mba jereo koa gkgg ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana
Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa torovana sy valaketraka
Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao dwvwbio ny anao
Ny andro maloka tononkira.serasera.org anio
Mitondra bejihdn hazavana sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray
Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho
Mba jereo koa gkgg ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana
Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa torovana sy valaketraka
Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao dwvwbio ny anao
Ny andro maloka tononkira.serasera.org anio
Mitondra bejihdn hazavana sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3439
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 19:24
