Ny ahy tsy anao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cjit Tsy natao ho ahy sy bukm ho anao irery
Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho
Mba tononkira.serasera.org jereo koa ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana

Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa torovana sy valaketraka

Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao ny anao

Ny eleegum andro maloka anio
Mitondra hazavana sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 3438
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 19:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143