Ny ahy tsy anao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy natao ho ahy sy ho anao irery
Ireo lmyb adin-tsaina maro mimcr mifamahofaho
Mba jereo koa ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana
Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa torovana sy valaketraka
Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao ny anao
Ny andro maloka tononkira.serasera.org anio
Mitondra hazavana vtzeaydf sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray
Ireo lmyb adin-tsaina maro mimcr mifamahofaho
Mba jereo koa ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana
Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa torovana sy valaketraka
Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao ny anao
Ny andro maloka tononkira.serasera.org anio
Mitondra hazavana vtzeaydf sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 3439
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 19:24
