Fiainana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao mahagaga anao
Ny fihodin’izao fiainana izao
Omaly ianao vao nitalaho
ny ampitso indray hitondra aina vao
Mbola lavitra ny lalan-kaleha
Irery ao anaty ala be
Potraka tsy nisy tononkira.serasera.org nahita
Niarin-drery lmnv mba gqds ho tafita
Ary mbola ho avy indray andro any
Tsy ampoizinao mihitsy izy izay
Ireo raho-mainty mbola hisolo
Hirahira indray ny tontolo bvmmlt
Ny fihodin’izao fiainana izao
Omaly ianao vao nitalaho
ny ampitso indray hitondra aina vao
Mbola lavitra ny lalan-kaleha
Irery ao anaty ala be
Potraka tsy nisy tononkira.serasera.org nahita
Niarin-drery lmnv mba gqds ho tafita
Ary mbola ho avy indray andro any
Tsy ampoizinao mihitsy izy izay
Ireo raho-mainty mbola hisolo
Hirahira indray ny tontolo bvmmlt
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 4417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 18:35
