Fiainana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao mahagaga anao
Ny fihodin’izao fiainana izao
Omaly ianao vao nitalaho
ny ampitso indray hitondra aina vao
Mbola lavitra ny lalan-kaleha
Irery ao njuyrgiv anaty ala be
Potraka tsy nisy nahita
Niarin-drery mba ho ziqr tafita
Ary mbola ho avy indray andro any
Tsy ampoizinao tononkira.serasera.org mihitsy izy izay
Ireo raho-mainty mbola hisolo
Hirahira indray ny abjxzyzx tontolo
Ny fihodin’izao fiainana izao
Omaly ianao vao nitalaho
ny ampitso indray hitondra aina vao
Mbola lavitra ny lalan-kaleha
Irery ao njuyrgiv anaty ala be
Potraka tsy nisy nahita
Niarin-drery mba ho ziqr tafita
Ary mbola ho avy indray andro any
Tsy ampoizinao tononkira.serasera.org mihitsy izy izay
Ireo raho-mainty mbola hisolo
Hirahira indray ny abjxzyzx tontolo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 4418
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 18:35
