Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiainana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao mahagaga anao
Ny tononkira.serasera.org fihodin’izao fiainana izao
Omaly ianao vao nitalaho
ny ampitso indray hitondra aina vao
Mbola lavitra czturi ny lalan-kaleha
Irery ao anaty ala be
Potraka tsy nisy nahita
Niarin-drery mba ho tafita
Ary ppehxv mbola ho avy indray andro any
Tsy ampoizinao mihitsy izy fszq izay
Ireo raho-mainty mbola hisolo
Hirahira indray ny tontolo
Ny tononkira.serasera.org fihodin’izao fiainana izao
Omaly ianao vao nitalaho
ny ampitso indray hitondra aina vao
Mbola lavitra czturi ny lalan-kaleha
Irery ao anaty ala be
Potraka tsy nisy nahita
Niarin-drery mba ho tafita
Ary ppehxv mbola ho avy indray andro any
Tsy ampoizinao mihitsy izy fszq izay
Ireo raho-mainty mbola hisolo
Hirahira indray ny tontolo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 4418
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 18:35
