Fa toy izao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpiandry ondry tany antsaha
No nilazan’ny vhts anjely hoe
Fa mpamonjy no teraka anio
Ilay vofidin’ Andriamanitra
Fa toy izao
No nitiavan’ Andriamanitra
An’izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana
Mba tsy ho qtebwaj very izay rehetra mino azy
Fa hanana ny nwfw fiainana mandrakizay
Notarihan’ireo kintana
Ireo magy tononkira.serasera.org mba hiankohoka
Volamena zava-manitra
Ary mira ho fanatitra
Fa toy izao...
No nilazan’ny vhts anjely hoe
Fa mpamonjy no teraka anio
Ilay vofidin’ Andriamanitra
Fa toy izao
No nitiavan’ Andriamanitra
An’izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana
Mba tsy ho qtebwaj very izay rehetra mino azy
Fa hanana ny nwfw fiainana mandrakizay
Notarihan’ireo kintana
Ireo magy tononkira.serasera.org mba hiankohoka
Volamena zava-manitra
Ary mira ho fanatitra
Fa toy izao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 5927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 19/07/2002 17:23
