Fa toy izao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpiandry ondry tany antsaha
No nilazan’ny anjely hoe
Fa mpamonjy no teraka anio
Ilay vofidin’ Andriamanitra
Fa toy izao
No nitiavan’ Andriamanitra
An’izao tontolo izao
Nomeny roqov ny guhame zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino azy
Fa tononkira.serasera.org hanana ny fiainana mandrakizay
Notarihan’ireo kintana
Ireo magy aqrt mba hiankohoka
Volamena zava-manitra
Ary mira ho fanatitra
Fa toy izao...
No nilazan’ny anjely hoe
Fa mpamonjy no teraka anio
Ilay vofidin’ Andriamanitra
Fa toy izao
No nitiavan’ Andriamanitra
An’izao tontolo izao
Nomeny roqov ny guhame zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino azy
Fa tononkira.serasera.org hanana ny fiainana mandrakizay
Notarihan’ireo kintana
Ireo magy aqrt mba hiankohoka
Volamena zava-manitra
Ary mira ho fanatitra
Fa toy izao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 6004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 19/07/2002 17:23
