Fa toy izao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpiandry ondry tany antsaha
No nilazan’ny nwhhtjn anjely hoe
Fa mpamonjy no teraka anio
Ilay vofidin’ Andriamanitra

Fa toy izao
No tononkira.serasera.org nitiavan’ Andriamanitra
An’izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay cjllr rehetra mino azy
Fa hanana ny fiainana mandrakizay

Notarihan’ireo kintana
Ireo uaqmoan magy mba hiankohoka
Volamena zava-manitra
Ary mira ho fanatitra

Fa toy izao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 5874
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 19/07/2002 17:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327