Nampanantena (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampanantena izy fa hitoetra eo anilako foana
Kinanjo anio dia nilefa, ny foko indray no nisaona
Fa ny anio tsy ho ampitso, hafa koa ny omaly
Kanjo io fitiavanao io, no indro tonga nampijaly
Omaly aho faly loatra, ny tany toa fmegg tononkira.serasera.org paradisa
Anio miondrika ny loha, misaina sy mamisavisa
Nilaozanao aqviu aho anio, akanga saraky ny ala
Zaza nilaozan-tsakaiza, ho quowxaeq aiza intsony moa nilaozan'ny malala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 4605
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakopl
Daty : 23/03/2015 19:42