You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

Manina (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/manina-1

O ry voro-manidina irony
mba ho ento zao hafatro izao
ny alahelo hono hoe tsy mba tony
manina aho fa tsy afa-mandao

Tsy mba sitrany hono hoe ny irery
ka hiafy any ankoatononkira.serasera.orgtry ny bonga
fa ny aty hono hoe manirery
ka izany no tsy mahatony

Koa veloma hono hoe raondriana
mbola ho avy hono ilay andro iray
izay hihaonan’ny tia sy ny tiana
ka hiaraka mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 6199
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 22/06/2006 07:50:32
ID : 3742

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo