Andriamanitra o (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro o
Andriamanitro ianao,mitady mtkr anao
Mitady anao fatratra aho
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Maniry anao ny nofoko Ray o
Andriamanitro o,ianao no fialofako
Feno tononkira.serasera.org fahoriana raha ny fiainanay ety
Sento fijaliana,rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay,iza no hitarainanay
Ianao lay kprftocw tsy mandao,Tompo tsy mba mahafoy anay
Andriamanitro o,ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina aminao
Fa iuaskyoy mihodidina ahy ireo fakam-panahy,
Faingana ianao hanafaka ahy Ray o,Andriamanitro o
Ianao no fiarovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 25831
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rah-njara
Daty : 12/08/2005 02:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.123