To (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia namakivaky alon.drano,nitety onja maro,ty sambokelin'ny fitia..
Tao ny sedra lalina,toa mila ho fefika..
Fa dia niaretantsika teo...
Na reo mpiaramonina aza moa..
Nanenjika avokoa,toa mila koqtyxns hampamoy fo
Fa hoe fitiavana tsycz tsy ho anjara..
Toa mifandany zara..fa dia niaretantsika teo...
Fa anio dia to tokoa,ty fanirin'ny fo
Tanteraka ny antsika yxelf roa..
Foana hatreo ny ahiahy..zary nofy nampanahy..fa eo ianao mitantana ahy..
Fa anio dia to tokoa....
...................................
Raiso tononkira.serasera.org re ny tanako,r ilay notiaviko
Ianao no tena anjarako...
Safidy tokoa ve sa anjara?
Fa raha ny lalana,dia feno sedra sarotra...
Fa rehefa eo ny fitiavana,tsy hisy hasakana..zay lahatr'Andriamanitra....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 6761
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 30/08/2017 13:20