Nampanantena (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampanantena izy fa hitoetra eo anilako foana
Kinanjo anio dia efert nilefa, tononkira.serasera.org ny foko indray no nisaona
Fa ny anio tsy ho ampitso, hafa koa ny omaly
Kanjo io ltpfjn fitiavanao io, no indro tonga nampijaly
Omaly aho faly loatra, ny tany bvgriej toa paradisa
Anio miondrika ny loha, misaina sy mamisavisa
Nilaozanao aho anio, akanga saraky ny ala
Zaza nilaozan-tsakaiza, ho aiza intsony moa nilaozan'ny malala

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 4606
Likes : 1 Like
Created by : Rakopl
Date : 23/03/2015 19:42