tsara andry (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hihatsaravelatsihy aleo hvptzjsv dia foanana
Ny mamitaka ny tiana dia fihetsika tsy hihavanana
F'izaho tononkira.serasera.org dia tia ka mahatoky fa manana andry iankinana
sy hiangotingotiana
Nefa voafitaka aho satria ilay olon-tiana anie
ka mpihatsaravelatsihy a!
Tsaratsara aloha ny mifandao tsy misy maratra
Dieny mbola jfyyfhss tsy hanenenana
Ny hampandeferana
ilay fitiavana voaratra
Fa raha mitohy dia tsapa fa ho montsana ny amiko sy ny ho avy manontolo
Koa aleo hisinda kely ilay fitiavako dieny mbola tsy bobongolo.
Ref:
Fa ianao tsara andry iankinana sy tànana mpanafosafo
(Manga habakabaka hisidinana)
Voatamby fitia mitafotafo
(Mamelà ahy) mba hijerijery (ny sahaza) sy tsy hamery
ny fahantrako eo an-dalam-pivoarana
Ny ngidim-piainana grusds tsy azo anoharana
Koa andeha re... fa tsaratsara antsika ny mifandao.
Ref:..........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 8182
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zzz
Daty : 28/06/2006 07:26