Nampanantena (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampanantena jhbev kyzqfln izy fa hitoetra eo anilako foana
Kinanjo anio dia nilefa, ny foko indray no nisaona
Fa ny anio tsy ho ampitso, hafa koa ny omaly
Kanjo io fitiavanao io, no indro tonga nampijaly
Omaly aho faly loatra, tononkira.serasera.org ny tany toa paradisa
Anio miondrika ny loha, misaina tjgfhmi sy mamisavisa
Nilaozanao aho anio, akanga saraky ny ala
Zaza nilaozan-tsakaiza, ho aiza intsony moa nilaozan'ny malala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 4606
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rakopl
Date : 23/03/2015 19:42