Mitsangàna, mihazavà (Hira fanevan'ny Antoko mpihira Hanitr'Oliva) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mitsangàna, mihazavà fa efa tonga ny fahazavanao
Mijoroa ka mizarà ilay mazava vaovao
Mitsangàna ianao,eny mba ho hery bqmngrje vaovao
Raiso koa tononkira.serasera.org ka tontosao ireo adidinao
Hanitr'ôliva mijoroa! ka vmwhf torio ilay teny soa
Fa ny tfaxyg herin'ny Tsitoha hiaro anao mba tsy hikoa.
2.Aza miandry intsony ianao fa efa izao no fotoana
Mety handrosoana hanefanao ny asanao.
Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 2729
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : Ridza95
Daty : 19/03/2018 10:39