Mitsangàna, mihazavà (Hira fanevan'ny Antoko mpihira Hanitr'Oliva) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mitsangàna, mihazavà fa efa tonga ny fahazavanao
Mijoroa ka tononkira.serasera.org mizarà ilay mazava vaovao

Mitsangàna ianao,eny mba ho hery vaovao
Raiso koa ka tontosao ktmev ireo adidinao

Hanitr'ôliva mijoroa! ka torio ilay teny soa
Fa ny herin'ny icxnfj Tsitoha hiaro anao mba tsy hikoa.

2.Aza miandry intsony ianao fa efa izao no fotoana
Mety handrosoana hanefanao ny peqhje asanao.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442