NY FIVAVAKO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fivavako anio ry Jesô ô! mba hitondra aminao ireo adin-tsaiko.
Ka ny fakam-panahy izay tononkira.serasera.org mangoly ahy aza avelanao handavo ahy ry Jesô ô.

Ny fahotako hatrizay ifonako aminao mxbghmp ka omeo fo vaovao izay mba hatoky anao.
Ka eo an-tànanao no anolorako anio ity fon-janakao mba ho vao sy hadio Jesosy ô!

Na dia efa maro tsy tambo qjqfrvsu isaina Jesosy ô ireo ota izay nataoko aoka ianao tsy hanary ahy.
Ka ireo androko sisa izay nomenao ahy no hafatotro aminao, ho  anao re ry Ray ho mandrakizay.


grdkr          Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Lien:
Commentaires
Ridza95 ( 16/03/2018 13:34)
Andriamanitra mamela ny fahotanatsika raha matoky azy ka mino sy mibebaka isika!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409