Apokalipsy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

Efa mbÿ akaiky izao ny ora handravana izao tontolo izao.
Indro efa miseho ireo famantarana izay efa napetraka mba hiomanana.
Horohorontany sy mosary, ady, fandrafiana mafy koa,
Famonoana,rà mandriaka, hetraketraka, fenotononkira.serasera.org haratsiana sy hambom-po

Ref: Koa mifohaza, mijoroa ianao koa itorio izao tontolo izao.
Ka ilazao izy hoe : miomàna!
Fa ianao no fanasina voafidy mba hitari-dàlana ka hampahery ireo izay reraka am-panahy.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 413
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ridza95
Tamin'ny : 13/08/2018 17:46:41
ID : 10878

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo