Mankasitraka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra eram-po sy eran-tsaina Tompo ô.
Fa lehibe tokoa kwaehsgk ny fitiavanao anay Ry Jesoa Kristy ilay malalanay, maty noho ny fitiavana ahy.
Tsy tambo isaina ny heloka efa vita ovqv fa tononkira.serasera.org fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitrak'e ry be indrafo.Mamiko loatra e ny upbdtv fitiavanao.
Misaora an'i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko.Fa masina loatra ny anarany sady mahagaga ny asany.
Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitraka e ry be indrafo,mamiko loatra ny fitiavanao.
Atolotro ny foko ho lapanao.
Ka raiso re ry Tompo, anjakao.
Aoka ianao no handidy sy hanapaka manomboka anio,tsy hitsahatra.
Tonony sy feony:ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 1876
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ridza95
Daty : 13/08/2018 17:47